- Fahasoavan'ny asa soa amin'ny Folo Andro voalohany Zhol-hijjat , ka tokony amin'ny Mpino Islamo tsirairay ny manararoatra amin'ireo Andro ireo ary manabetsaka ny fankatoavana ny Tompo, amin'ny fahatsiarovana Azy, sy ny famakiana ny Boky masina Koroany, fanaovana Takbir sy Tahlily sy Tahmìd, ary ny Soalat sy fanomezana Soadakat ary ny fifadian-kanina sy ny asa soa rehetra.