- Ny fahavetavetana dia voarara avokoa amin'ny tranga sy fotoana rehetra, ka izany dia nohamafisin'ny Mpaminany ( saw) ny mahavoarara Azy ny mba ho fanajana tanteraka ireo fomba amam-panao rehetra hatao amin'ny fivanianana masina.
- Ny Olona dia teraka tsy misy fahotana, ary tena afaka madiodio amin’ny ota; ary dia tsy mitondra ny fahotan’ny hafa ihany koa Izy.