- Fahasoavan'ny alin'ny lahatra sy ny fampirisina ny amin'ny fitsanganana hanao asa fanompoana.
- Ireo asa soa dia tsy ekena raha tsy miaraka amin'ny fikasana marina.
- Fahasoavan'Allah sy ny indrafony, fa izay mitsangana amin'ny alin'ny lahatra amin'ny fanekem-pinoana marina sy ny fanantenana valisoa dia ho voavela ny Ota rehetra izay vitany.