- Ny hatsaram-panahy eo amin’ny fifampiraharahana amin’ny olona, ny famelan-keloka ary ny fangorahana ny olona sahirana no anisan’ny antony lehibe indrindra maha avotra ny mpanompo iray amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty.
- Ny hatsaram-panahy amin’ny zavaboary, ny fahadiovam-po amin’I Allah, ary ny fanantenana ny famindram-pony no anisan’ny antony hahazoana ny famelana ny fahotana.