- Iray amin'ireo tanjon'ny lalàna islamika ny hitazona izay mahasoa ny fifandraisan'ny olona.
- Famporisihana ny fampiasana ny fitondran-tena ambony amin'ny fifampiraharahana eo amin'ny olona, toy ny fividianana sy fivarotana, sy izay mitovy amin'izany.